92

Nisy olona handefa taratasy aty Antananarivo avy any Ambositra ka nampitondrainy an’i saofera anakiray ilay izy. Io saofera io dia tokony mahafantatra an’ilay olona handefasana an’ilay taratasy. Ny soratra teo ivelan’ny valopy anefa 92 haterina aiza ary izy io.
Vaky ny lohan’ny saofera, ilay olona anefa tsy teo intsony hanontaniana.
Aterina aiza ary?

Any amin’ny nenitoa anefa ô, ninety two

S’abonner
Notifier de
0 Commentaires
Inline Feedbacks
View all comments
error: ce contenu est protégé
0
Would love your thoughts, please comment.x
()
x