Omeo ny fameriny

Tao am-piangonana, nandrotsaka rakitra ity namana iray dia avy eo anefa niverina nangarona ilay arona. Pastera: tsy mety zao anaka ...
tohiny blagy hatsikana

Mpivarotra

– Inona ary l’ty no mahasamihafa ny dokotera sy ny mpivarotena? – Tsy aiko an! – samy mpivarotena daholo fa ...
tohiny blagy hatsikana

Resak’Omby

Niresaka ireto omby vavy roa mianaka tao anaty vala: – Rehefa maty zao tsika ry mama dia lasa inona? – ...
tohiny blagy hatsikana

Iza no anaranao

– Iza no anaran’lahy ao anaty facebook? – Za ihany – Za ihany ahoana e! ny anaran’lahy oa? – Za ...
tohiny blagy hatsikana

Firy ny teo alohako

Tafatafan’ny mpivady alohan’ny hatory Madama: hono oa malala! mba firy ny olona niaraka taminao teo alohako e? Ramose:……. Madama: toa ...
tohiny blagy hatsikana

Mpisipa miady

– Atoroko hevitra ialahy, rehefa miady ialahy sy ny sipan’lahy dia tonga dia fihino izy! – Fa maninona lesy? – ...
tohiny blagy hatsikana

Mitady lalana

Nanotany toerana tamina lehilahy mamo iray ity vahiny: Vahiny: Hono oa ‘ry se aiza ho aiza eto kay no misy ...
tohiny blagy hatsikana

Feon’ny kadradraka

Tao am-piangonana, niresaka izy telovavy mpikambana tao amin’ny choral Soa: ‘ndry ngah efa naheno kadradraka nihira? Zety: aaa! mbola tsy ...
tohiny blagy hatsikana

Maska

– Ahoana l’ty -….. – Ahoana l’ty an! – ……. – koa raha tsy hoe manao maska ialahy dia tsy ...
tohiny blagy hatsikana

Velona indray

Tao amin’ny hopitaly iray, efa nijanona tsy nitempo intsony ny fon’ity ranamana tratrin’ny covid19 kanjo tampoka teo dia velona indray ...
tohiny blagy hatsikana

Hajao ny iray metatra

Tao amin’ny banky iray teo amin’ny filaharana: – Azafady ramose ianao tena tsy manaja olona mihitsy, tsy mitsahatra ny mandefa ...
tohiny blagy hatsikana

Mandika teny

Tao am-pianarana: Madama: Koto an mba adikao amin’ny teny malagasy ny teny hoe “je vouvoie” sy ampiasao ao anaty fehezanteny ...
tohiny blagy hatsikana

Tsy hay izay tena vendrana

Nifamaly ireto mpivady Vavy: tena zay vao hitako fa tena vendrana mihitsy ianao! marina e! miaiky aho zay! Lahy: iza ...
tohiny blagy hatsikana

Mianatra milomano

Tao amina toerana fitsaboana adala iray, Dokotera: inona ry Bera no ataon’lahy ao anaty koveta ao? Bera: mianatra milomano aho ...
tohiny blagy hatsikana

Sipa sy ny vady

– Inona ary l’ty no anisan’ny mampiavaka ny sipa sy ny vady? – Tsy hay an! – Ny sipa faleha ...
tohiny blagy hatsikana

anniversaire mariage

– Chérie o! anniversaire ny mariage tsika androany, asaiko ndry hoan’ny amin’restaurant! – Oui chéri an andao ary e! – ...
tohiny blagy hatsikana
error: ce contenu est protégé