René

Mpampianatra: ho famaranana ny kilasy androany dia ataontsika lay vavaka nampianarin’ny Tompo: rainay izay any an-danitra. Mpianatra: (mivavaka) Nanontany an’i ...
tohiny blagy hatsikana

Ny lehilahy

– zao an! tsika lehilahy tsy hanaiky intsony baikon’ny vehivavy. Manaiky ve ianareo? – ioooohhhh – zay tsy manaiky aoka ...
tohiny blagy hatsikana

Fako

Nisy vazaha anglisy niaraka nitsangantsangana teny an-tsena tamina malagasy iray ka sady mba mianatra teny malagasy moramora ihany izy. Anglisy: ...
tohiny blagy hatsikana

Tena tiako

Niaraka nijery fahita lavitra ireto mpivady: Ramose: iny ne tena an, sady nandefa rivotra be izy Madama: andray sady efa ...
tohiny blagy hatsikana

Insecticide

– Inona ary ny film horeran’ny biby kely raha hain’lahy? – Tsy aiko an! – Publicité an’ny insecticide lesy e! ...
tohiny blagy hatsikana

Blagy

Mivory ny mpianakavy ny hariva. Ka manao blagy i dada ka dia mihaino ery ireto zanany fito mianadahy. – Nandeha ...
tohiny blagy hatsikana

Dahalo

Niditra tao amina trano iray ireto dahalo. – Aina sa Vola? ( manambana basy) – an an an i Line ...
tohiny blagy hatsikana

Resaka alika kay.

Ny anaran’ny alika any aminay faritra analanjirofo iny dia Kivah. Nisy prof de français avy aty Tanà affécté tany. Mpampianatra: ...
tohiny blagy hatsikana

Ampela rô tiako e

– Ino moa ty mampitomany anao ty zalahy? – malahelo, vignitry zaho io fô namitaka zaho ny ampelako! – Fô ...
tohiny blagy hatsikana

Hisaraka aminy

– Izaho mopera tena leo ny vadiko, te hisaraka aminy aho. – Tsy misy vahaolana hafa ve anaka? – Tena ...
tohiny blagy hatsikana

Lavak’orona

Neny : fa ianao ty ve ry Bema tsy mahay miaina mihintsy a! Tsy sasatry ny mitomany foana ny zandrinao ...
tohiny blagy hatsikana

Aoka aloha pasitera

Nisy pasitera tonga tao amina tanana iray. Tanana vaovao taminy ilay izy satria ao izy no hamita iraka vaovao. Koa ...
tohiny blagy hatsikana

Benoit madama

Mpampianatra : hono oa rankizy, inona no ilazana ny olona avy any Chine ? Soa : Chinois. Mpampianatra : Marina, ...
tohiny blagy hatsikana

Mahia be t…

– Inona ary letia no zavatra betsaka mba hananan’ireny olona mahia ireny ? – Tena tsy aiko letsy an ! ...
tohiny blagy hatsikana

Roahako ianao an !

Nisy mpivady izay manofatrano ao ambaninay. Matetika toa miady foana izy ireo amin’ny alina be. Ramatoa : Roahako ianao an ...
tohiny blagy hatsikana

voasarin’ i nenitoa

Misy voasary teo amin’ny tranon’ i nenitoa anay. Te ihinana an’ilay voasary aho nefa misy rajako masiaka foana miambina ilay ...
tohiny blagy hatsikana
:) Zarao @ namanao
error: ce contenu est protégé