Adinoko dokotera

– Dokotera an! tena fantatro hoe marary aho fa adinoko hoe inona ny marary ahy?
– zany ve dia ahoana zany?
– aleo fa miverina aho rahampitso e?

tonga ny ampitso mbola adino ihany
efa niverina im-pito zay vao hain’ny dokotera.

– Fantatro ny marary anao
– Inona dokotera?
– Fa saingy adinoko lay izy

S’abonner
Notifier de
0 Commentaires
Inline Feedbacks
View all comments
error: ce contenu est protégé
0
Would love your thoughts, please comment.x
()
x