Aina sa vola ?

Ratsy vintana, sendran’ny mpanendaka :
– aina sa vola ?
– inona anefa aloha ny fanomezana azoko raha marina ny valinteniko ?
– tsy manana fanomezana omena an’ialahy letia ny aty e
– lasa ary aho fa veloma ianao

S’abonner
Notifier de
1 Commentaire
Inline Feedbacks
View all comments
Carole
il y a 1 année

Hihihi mpanendaka vendrana
Toy ny tsy nisy nanakana indray ve

error: ce contenu est protégé
1
0
Would love your thoughts, please comment.x
()
x