Any am-piangonana

Nisy lehilahy mamolava niova fo ka lasa mpivavaka be. Kanjo nefa taty aoriana tsy dia hitan’i pastera firy tao am-piangonana firy intsony izy.
Indray andro ary rehefa ilay alahady atoandro iny hitan’i pastera izy tao amina bar iray efa mamo tampona

pastera: fa ahoana zao ranamana an! toa tsy hitako tany am-pengonana intsony ianao?
lehilahy: ka zao ange lay izy pastera e! aleko mandeha aty fa tsy mifantoka mihitsy aho any am-piangonana fa mieritreritra ny aty foana, fa raha mba aty aho mantsy dia mieritreritra ny any am-piangonana foana, hoy aho hoe: ao zay ry pastera mianakavy sy ny fiangonana e!

S’abonner
Notifier de
0 Commentaires
Inline Feedbacks
View all comments
error: ce contenu est protégé
0
Would love your thoughts, please comment.x
()
x