Atao vaksiny

– Fa hono oa madama, ny olon-dehibe ve mbola atao vaksiny koa sa ny zaza ihany!
– Ny zaza aloha no tena tokony atao vaksiny e! fa misy koa ny vakisin’ny olon’dehibe
– Hay zay vao azoko zany, hitako mama miteny foana amin’i dada hoe “ataovy vaksiny aho fa tiako be lay vaksiny nao”rehefa alina ny andro.

S’abonner
Notifier de
0 Commentaires
Inline Feedbacks
View all comments
error: ce contenu est protégé
0
Would love your thoughts, please comment.x
()
x