Ati doha

Nisy supermarché zay fivarotana ati-doha. rehefa nojerena ny vidin’ny ati-doha ny olona izay samihafa firenena dia ireto avy no vidiny:
Amerikanina: 0,5$
Sinoa: 5$
Frantsay: 10$
Malagasy: 1000$ (LAFO INDRINDRA)
Satria ny an’ny malagasy no tsy miasa indrindra amin’izy ireo

S’abonner
Notifier de
0 Commentaires
Inline Feedbacks
View all comments
error: ce contenu est protégé
0
Would love your thoughts, please comment.x
()
x