Jus de citron

– Tsara be kosa iny jus de citron iny a
– Tsy jus de citron zany iny fa rano nandonan’i dadabe ny solonifiny t@ alina ka

Tsy tantiko

Ilay isika nisaraka tsy dia mapaninona ahy loatra.
Fa ny tena tsy tantiko dia ny fitantaranao etsy sy eroa hoe manao kilôty rovitra aho

Miandry vaovao ratsy

– Misy vaovao ratsy sy tsara ho lazaiko aminao
– hay
– hisaraka aminao aho
– ary inona ilay vaovao ratsy ?

Ny fijerin'ialahy an ilay vahiny 1

Ny fijerin’ialahy an ilay vahiny

Aleo mba mampilaza ihany rehefa hivahiny an-tranon’olona

error: ce contenu est protégé