Tsy maintsy hajaina ny elanelana 1m 1

Tsy maintsy hajaina ny elanelana 1m

1 metatra 😄

Izay milalao ihany no mahazo

– fa maninona dada no izaho mianatra tsy omen’i dada gouter, fa izy milalao indray no mahazo
– izay milalao ihany no mahazo anaka

Jus de citron

– Tsara be kosa iny jus de citron iny a
– Tsy jus de citron zany iny fa rano nandonan’i dadabe ny solonifiny t@ alina ka

Tsy tantiko

Ilay isika nisaraka tsy dia mapaninona ahy loatra.
Fa ny tena tsy tantiko dia ny fitantaranao etsy sy eroa hoe manao kilôty rovitra aho

Miandry vaovao ratsy

– Misy vaovao ratsy sy tsara ho lazaiko aminao
– hay
– hisaraka aminao aho
– ary inona ilay vaovao ratsy ?

error: ce contenu est protégé