manakarama

– O Ramatoa ô Mba mianara ianao mipasoka fa tena tsy laitra intsony ity manakarama mpipasoka ity e!

– Dia namaly miadana hono ramatoa nanao hoe:

– Ô rangahy o! mba mianara koa ianao manao firaisana fa tena tsy laitra intsony ity manakarama an’ingahy mpanao zaridaina ity e!

Inona no mampianahana an’ialahy ?

– Inona no mampianahana an’ialahy eo ?
– Mieritreritra a.
– Aza be fieritreretana zany fa tonga tanteraho e.
– Ok ary e. Ao ary fa antsoiko ny vadin’ialahy : « Allô. Tonga any a raalina a !!! »

error: ce contenu est protégé