Benoit madama Mpampianatra : hono oa rankizy, inona no ilazana ny olona avy any Chine ? Soa : Chinois. Mpampianatra : Marina, Ary ny olona avy any Benin ry Koto? Koto : Benoit madama ! 000000Mbola te hihomehy ? jereo koa :Firy ny teo alohako Tafatafan'ny mpivady alohan'ny hatory Madama: hono oa malala! mba firy ny olona niaraka…Ohabolana Tao am-pianarana: Mpampianatra: milaza ohabolana misy teny hoe: milalao Soa: " zaza nilaozan-tsakaiza…Raiko Niteraka telo mianadahy izy mivady. indrisy anefa fa maty tampoka lay zanak'zareo voalohany.…Marina Rehefa ilay mifanena eny an-dalana @ bandy akama dia mifampiteny hoe : "marina…Pôta Mba nanontany an' i koto ty namana iray. - Milaza ialahy teny iray…Tsy misy atao ato an-trano Tsy misy atao ato an-trano : hande hanondraka voninkazo aloha fa tsss.Tsy hay izay tena vendrana Nifamaly ireto mpivadyMihaino tantara @ radio Mihaino tantara @ radio, rehefa ilay misy combat iny : aza mihetsika fa…Firy ny tao am-bilany Mpampianatra: nisy trondro roa tao anaty vilany dia lanin'ny saka ny ray. firy…Manafina Mba nampirevy kely an'izy dahy (Lita sy Soa) i mama tao an-trano fa…