Calcul rapide – izaho nge letia tena henjana be raha calcul rapide a – zany ve letia Ao ary hoe : 7482×748 firy ? – 6357 – diso be e – eny e, fa rapide 000000Mbola te hihomehy ? jereo koa :Izaho bedesin'ny mpampianatra - Dada a, izaho bedesin'ny mpampianatra, nefa zavatra tsy nataoko akory ilay izy…Hisaraka aminy - Izaho mopera tena leo ny vadiko, te hisaraka aminy aho.Mamaky teny Tao am-pianarana ambanivohitra iray :Marary fo Ianao ihany oa no tiako. Izy anefa nge oa tsy azoko isarahana fa…Firy ny tao am-bilany Mpampianatra: nisy trondro roa tao anaty vilany dia lanin'ny saka ny ray. firy…Moramora zalahy a - io, zalahy a! ... tratra ialahy ... io zalahy ny mpangalatra ny…Zavatra 3 mahavariana eo @ fiainana Zavatra 3 mahavariana eo @ fiainana : Fakafakao tsara nge fa : 1)…Sôsisy - Raha ampiana ray lesy ny sôsisy dia firy? - lasa sôsisy roa…Matsiro be - ialahy koa ve ry letia ry Bema mahare fofona ravitoto sy henakisoa…Maska - Ahoana l'ty -..... - Ahoana l'ty an! - ....... - koa raha…