Dadany

Nisy ramatoa niteraka efatra ka isaky ny tonga ny fahaeritaona ny zanany dia maty foana ny rain-janany.
Nandeha aloha ny voalohany, feno heritaona lay zaza dia maty ny dadany.
Nandeha ny faharoa, fahatelo hoatran’izay ihany.
Noho ny feno heritaona ary ny zanany fahefatra:
Dada: courage daholo nareo an! Tsy maintsy lasa zany dada rahampitso an! (Nanafatrafatra tsara teo dada)
Kanjo tonga ny ampitso: velona dada.
Faly ny iray trano tsy misy hoatran zany. Kanjo kosa ingahy tompon-trano tao ambony no maty?

Iza ary ny dadany?

S’abonner
Notifier de
0 Commentaires
Inline Feedbacks
View all comments
error: ce contenu est protégé
0
Would love your thoughts, please comment.x
()
x