Dia raha tsy hita – malala oh ! Hande hiafina aho dia raha hitan’dry dia ngôlongôlongôlo be fona tsika isan’andro – dia raha tsy hitako akia malala dia ahoana ? – dia ao anaty armoire aho e 000000Mbola te hihomehy ? jereo koa :Any am-piangonana Nisy lehilahy mamolava niova fo ka lasa mpivavaka be. Kanjo nefa taty aoriana…Ny toaka dia tsy hamaha ny olanao Tompoko lahy sy tompoko vavy : ny toaka dia tsy hamaha ny olana…Mitovy amin'iny - tadidin-dry ve akia ilay fiara tsara be hitantsika tany @ mpivarotra, tian-dry…Nanofy nihinam-bary aho Nanofy nihinam-bary aho t@ alina.Taratasy Indray andro nisy mpivady niady ka niaraka nanapa-kevitra ry zareo fa tsy hifampiresaka…Maitresse - Fa maninona ialahy no mitomany e! - Ka zaho efa tsy tia…Izaho bedesin'ny mpampianatra - Dada a, izaho bedesin'ny mpampianatra, nefa zavatra tsy nataoko akory ilay izy…DIDY FOLON'NY HAKAMOANA: 1/ Zava-masina ny asanao sy fianaranao, ka aza kitihana matetikaRoahako ianao an ! Nisy mpivady izay manofatrano ao ambaninay. Matetika toa miady foana izy ireo amin'ny…Tsy lazaina oa Nikôty sipa ity bandy iray ity :