Dibera originaly

Nifankahita ireto mpinamana zay efa ela tsy nifankahita.
– Ahoana lesy an! inona ny vaovao?
– zao lesy an! tsisy ambara e!
– Inona zao ny ataon’ialahy?
– Gardien lesy ny asako an! ary ny an’ialahy?
– Ozinina kely! andao ialahy ho entiko any e!

Nony tonga tany.
– Ozinina manodina inona lesy an!
– tain’olombelona avadika ho dibera.

dia nasehony teo avokoa ny fomba fikarakarana azy. Tonga tany amin’ilay izy efa vita amin’zay.
– Hanandrana ve ialahy e? efa vita io.
– Ao ary hoe, ary toa mbola misimisy fofona ihany izy zany an?
– Ka lojika be nge zany e! tain’olona ve tsy ho hisy fofona.

S’abonner
Notifier de
0 Commentaires
Inline Feedbacks
View all comments
error: ce contenu est protégé
0
Would love your thoughts, please comment.x
()
x