Nisy vazaha anglisy niaraka nitsangantsangana teny an-tsena tamina malagasy iray ka sady mba mianatra teny malagasy moramora ihany izy.
Anglisy: inona ity?
Malagasy: karoty io
Anglisy: yes, ary ito inona?
Malagasy: voatabia
Anglisy: ary inona ireto maloto ireto?
Malagasy: fako io
tezitra be lay vazaha : What did you say?
Malagasy: fako io
Vazaha (fuck you) an’eritreritra