fijaliana mandritra ny erintaona

– mba saika hanontany ny ho aviko aty aminao aho ry dadarabe
– mampalahelo fa tena hijaly be mihintsy ianao mandritra ny erintaona
– hay, dia afaka erintaona ve mba hilamina @ izay ny fiainako
– ie, vaovao tsara fa afaka an’io erintaona io dia ho zatra an’ilay fijaliana ianao

S’abonner
Notifier de
0 Commentaires
Inline Feedbacks
View all comments
error: ce contenu est protégé
0
Would love your thoughts, please comment.x
()
x