– allo,
– allo salut ex
– hay mbola velona any ianao
– isika no nisaraka fa mbola velona soa aman-tsara mitsy aho
– tsara izany
– f’inona no antony iantsotsonao ahy io foana ?
– saika hilaza aminao fotsiny aho fa efa nahazo permis de conduire aho zao; koa mitandrema tsara @ izay manomboka izao refa mande eny @ arabe