Firy izany sisa

tao am-pianarana :

– manana akoho 126 sy kisoa 48 ary omby 53 i Bema, ka raha nanatody 35 ireo akoho, niteraka 24 ireo kisoa, ary maty ireo omby 21;
dia firy ary izany sisa ny akoho, kisoa ary ny ombiny ?

– tena bedin’i mamany aho madama raha miditra @ fiainan’olona, ka aleoko mangina tsy mamaly

:) Zarao @ namanao

Poster un Commentaire

  S’abonner  
Notifier de

handefa blagy

error: ce contenu est protégé