Firy ny teo alohako

Tafatafan’ny mpivady alohan’ny hatory
Madama: hono oa malala! mba firy ny olona niaraka taminao teo alohako e?
Ramose:…….
Madama: toa lasa saina ianao tsy miteny!
Ramose: mbola manisa aho ka! sady sao mifangaro amin’lay taty aoriananao ko!

S’abonner
Notifier de
0 Commentaires
Inline Feedbacks
View all comments
error: ce contenu est protégé
0
Would love your thoughts, please comment.x
()
x