firy taona zao i bebe – Firy taona kay zao i Bebe ? – tena tsy haiko ntsony retsy Bozy a – jereo @ akanjon i bebe e – jerena @ akanjo ahoana retsy ry Bozy ? – ny ahy mantsy zao misy soratra hoe 5 taona 000000Mbola te hihomehy ? jereo koa :perruque mahafaty Indray andro nifamaly ireto mpirafy vavy niady lehilahy.Mahay - dada an ty ny bulletin-ko. - zao ve lesy ny naotin'lahy, moyenne…Mihaino tantara @ radio Mihaino tantara @ radio, rehefa ilay misy combat iny : aza mihetsika fa…Tsy haiko - inona lty ny dikan'izany " I dont know" @ fiteny malagasy ?Tsy niantso Mba niady varotra akanjo aho teo : tsy nanaiky ilay mpivarotra. Mody nandeha…Kamo hitady - Chérie an! mba jereo kely hoe lay stylo-ko iny fa tsy hitako…Mampitovy - Inona ary l'ty no mampitovy an'i bebe an'lahy sy ny vorondolo? -…Tsy maintsy nody Miasa hariva mirava @ 11 ora alina ny tena ka toy ny mahazatra…Wikipedia ... Jirama Wikipedia : haiko ny zavatra rehetraMampirafy ahy amin'i Zety Mifamaly ireto mpivady: