Fahaizana miteny vahiny

Teo ampanaovana entretien ty lehilahy iray:
– Voalaza ato amin’ny CV anao fa mahay miteny sinoa sy italiana ianao. Tena tsara be. Mba mitenena sinoa ary hoe azafady:
– Eny tompoko … misao, tsy tsala, tena tsy tsala misao sy van tam mine …
– Oadray, tsy mety anie zany e! ary italiana indray ary hoe mba henoina:
– Pizza
– Fehezanteny ka
– Pizaello Gastropizza italiano …
– …

S’abonner
Notifier de
0 Commentaires
Inline Feedbacks
View all comments
error: ce contenu est protégé
0
Would love your thoughts, please comment.x
()
x