Niaraka ireto mpinamana roalahy ka ny iray amin’zareo tena tia akondro be.
– Tena hitako mihitsy ialahy fa tia akondro an!
– Ie tena ny taranakay mihitsy no tia akondro
– zany haiko ny fianakavian’lahy na dia tsy miteny aza ialahy
– iza ary e?
– Gidro mianakavy e!