Tao amin’ny banky iray teo amin’ny filaharana:
– Azafady ramose ianao tena tsy manaja olona mihitsy, tsy mitsahatra ny mandefa rivotra ianao sady amin’io tena tsy azo iainana mihitsy!
– Ka tsy hitako ry madama izay ataonao eo akaikiko eo an! efa hoe hajao ny iray metatra!