Hande hatory

– allo bébé ! Aiza ho aiza ianao ?
Inona ny ataonao zao ?
– allo chérie, tsy manao n’inoninona aho fa ato an-trano, mitsotsotra eto am-pandriana, hande hatory, ary ianao manao inona ?
– ato @ bar aho, ito aorianao ito

S’abonner
Notifier de
0 Commentaires
Inline Feedbacks
View all comments
error: ce contenu est protégé
0
Would love your thoughts, please comment.x
()
x