– Hono oa akia inona akia ny anaran’ity biby ty?
– Âne akia.
– Ian iza akia?
– Âne ka.
– Eny e! Ian iza oa e?
Mbola te hihomehy ? jereo koa :
Film horeran'ny biby kely - Inona ary ny film horeran'ny biby kely raha hain'lahy?
- caky "cake" - inona ary letia ny mofo tsy misy any an-danitra ?
- Alaiko njy rahariva an - alaiko njy rahariva an, mi-klaxonne aho refa tonga eo am-bavahady - youpiii,…
- Tsy lazaina oa Nikôty sipa ity bandy iray ity :
Otran'ny hafa ity yaourt ity Tena otran'ny hafa ity yaourt ity e. Mba miova koa indraindray
Iza ary no tsy naka Barea @ ireto ô ? Miavaka eny ihany oa ny olona tsy naka Barea
- Jean - ahoana ry Jean, inona no ataon'ialahy aty amin'ny fitsarana?
- Hanasa tarehy vetivety - hande hanasa tarehy vetivety aloha aho
- Gaga - Raha mahay elah dia valio ary ty: inona lesy ny biby mahay…
inona ary ny ataoan'ity ? @ izao fotoana ny biby koa efa mahay an'io