– Inona ry se ny dikan’ny “tomorrow” @ teny malagasy ?
– rahampitso lesy a
– androany no ilaiko ny valiny fa aza dia manao toy io
– k’efa hoe rahampitso oa, fa ianareo ve ahoana e
– rehefa tsy hamaly ianareo dia mitenena tsotra fotsiny rangahy ty a, rahampitso a rahampitso