Iangaviana mba tsy hanelingelina Petan-drindrina hitako vao teo “Hisy horonan-tsary mikasika ny bandy bogosy sy ny sy sipa manja rahampitso eto @ tanàna misy anareo. Koa ianagaviana ny rehetra hijanona ao an-tranony avy, tsy hisy hivoaka mba tsy hanelingelina ny fangalana sary” 000000Mbola te hihomehy ? jereo koa :Tsy niantso Mba niady varotra akanjo aho teo : tsy nanaiky ilay mpivarotra. Mody nandeha…tsy hanao intsony - Mbola hanao ialahy sa tsy hanao intsonyTsy misakafo aho fa Ny maraina aho tsy misakafo Mieritreritra anao. Ny atoandro aho tsy misakafo Mieritreritra…Blagin' i dada Mivory ny mpianakavy ny hariva. Ka manao blagy i dada ka dia mihaino…caky "cake" - inona ary letia ny mofo tsy misy any an-danitra ?Raha mahita sipa manjakely - Raha maty ve aho lesy dia mbola hanambady ialahy ?perruque mahafaty Indray andro nifamaly ireto mpirafy vavy niady lehilahy.Trosa tsy aki hetsika - hono oa lesy : mba ampindramo 100000f za fa sahirana - tsy…Mampitovy - Inona ary l'ty no mampitovy an'i bebe an'lahy sy ny vorondolo? -…Tsy manao maska Soratra hita teo @ varavaran'ny farmasia iray : "Tsy mivarotra maska @ olona…
Nga d efa ratsy tarehy daholo ny mpiray tanàna