Inona ny tianao hohanina zao ?

– Inona kay ny tianao hohanina zao ?
– izay tianao re e, mety amiko daholo
– hividy Pizza aho izany
– aza miadaladala fa izaho tsy te hihinana pizza zao
– atao inona ary e ?
– izay tianao oa, fa aza masosotra

S’abonner
Notifier de
0 Commentaires
Inline Feedbacks
View all comments
error: ce contenu est protégé
0
Would love your thoughts, please comment.x
()
x