Iza no anarany

– Manahoana ndry! mahafatifaty be ndry.
– Merci.
– Iza akia no anaran-dry?
– Soa
– Zany ve tena soa be mihitsy ndry!
– Ny anarako akia ty an: ( sady nosoratany tamin’ny taratasy kely nomeny an’i Soa)
– Nosokafan’i Soa ny taratasy: E1000.
Iza ary no anarany?

Emile

S’abonner
Notifier de
1 Commentaire
Inline Feedbacks
View all comments
Zoto
il y a 1 mois

Faly mahafantatra an i Emile

error: ce contenu est protégé
1
0
Would love your thoughts, please comment.x
()
x