– Dada a, izaho bedesin’ny mpampianatra, nefa zavatra tsy nataoko akory ilay izy
– Andray, tsy mety kosa izany.
Andraso fa tenenintsika izy rahampitso. Inona anefa izany zavatra tsy nataon’dry nefa nahavoasazy an’dry izany ?
– Ireo devoir nomeny dada a
Indry kosa an