– hono oa : nampian’i dadan’ialahy ve ialahy nanao an’ity devoir ity ?
– an an an ka, izy irery no nanao an’io devoir-ko io
Mbola te hihomehy ? jereo koa :
- Raiko Niteraka telo mianadahy izy mivady. indrisy anefa fa maty tampoka lay zanak'zareo voalohany.…
- Mihomehy irery Lalina koa ilay tratra mihomehy irery eny an-dalana, mahatadidiy blagy mapihomehy tampoka ao…
- Gateau au courgette Mandalo ao amin'ilay pâtisserie foana ity tanora iray isa-maraina:
- Te ho any an-danitra Tao am-pianarana : - iza aminareo rankizy no te ho any an-danitra ?…
- Any am-piangonana Nisy lehilahy mamolava niova fo ka lasa mpivavaka be. Kanjo nefa taty aoriana…
Kanety ilay resaka eto Kanety ilay resaka teto : ialahy ilay efa ho resy iny ; Hahaha…
- mba mitondrà ihany vola Ianareo sipa mba mitondrà ihany vola atao frais rehefa mampiaraka fa zao aho…
- Mitady lalana Nanotany toerana tamina lehilahy mamo iray ity vahiny: Vahiny: Hono oa 'ry se…
- Ampela rô tiako e - Ino moa ty mampitomany anao ty zalahy?
- Matsiro be - ialahy koa ve ry letia ry Bema mahare fofona ravitoto sy henakisoa…