Jean

– ahoana ry Jean, inona no ataon’ialahy aty amin’ny fitsarana ?

– hanova anarana aho lesy an !

– fa ahoana lesy ? Iza moa ny anaran’ialahy ?

– Rataranaka Be Tapikandrina Jean

– dia soloina inona zany ?

– soloina Rataranaka Be Tapikandrina Paul lesy fa ihomehezan’ny olona foana aho an !

S’abonner
Notifier de
0 Commentaires
Inline Feedbacks
View all comments
error: ce contenu est protégé
0
Would love your thoughts, please comment.x
()
x