Lasa be volofotsy – fa maninona kay i dada no lasa be volofotsy ? – hahaha, rehefa manao ireny ditra kely ireny ise anaka dia miha betsaka toy io ny volofotsiko – maditra be izany i dada, raha ny volofotsin’i dadabe no isaina 000000Mbola te hihomehy ? jereo koa :Omeo ny fameriny Tao am-piangonana, nandrotsaka rakitra ity namana iray dia avy eo anefa niverina nangarona…Gateau au courgette Mandalo ao amin'ilay pâtisserie foana ity tanora iray isa-maraina:Jus de citron - Tsara be kosa iny jus de citron iny a - Tsy jus…Hisaraka aminy - Izaho mopera tena leo ny vadiko, te hisaraka aminy aho.Hitondra vola kely Ahoana ary no atao raha mba te hitondra vola kely mody avy any…Mandoa 50000ar ianao ramose - Eh ! mandoa 50000ar ianao ramose fa tratranay mipipi anaty piscine -…Toy ny zazavavin-drano 👧 tena Bogôsy be ialahy cheri a 🧑 misaotra akia a, indry koa…Rehefa ilay avy iny ny orana Aza ihomehezana fa kotsa ireo lamba. Ary ianareo koa ve mba manao toy…Blagin' i dada Mivory ny mpianakavy ny hariva. Ka manao blagy i dada ka dia mihaino…Fromazy manitra Dada: O ry Lita an! mba avoahy any ity kiraron'dada ty fa manitra…