Lavak’orona

Neny : fa ianao ty ve ry Bema tsy mahay miaina mihintsy a!

Tsy sasatry ny mitomany foana ny zandrinao hanaovanao azy!
Bema : tena sarotra ry neny ny miaina an, na dia efa roa aza ny lavak’orona a!

S’abonner
Notifier de
0 Commentaires
Inline Feedbacks
View all comments
error: ce contenu est protégé
0
Would love your thoughts, please comment.x
()
x