Mahay

– dada an ty ny bulletin-ko.
– zao ve lesy ny naotin’lahy, moyenne an’lahy ve lesy 05/20 sshhh, ary mba firy ny an’i Koto lay naman’lahy iny?
– izy no voalohany ry dada an
– jereo amin’izany tokony izy no tahafin’lahy
– ka izy anie tsy mahagaga e, ny dadany tena olona mahay be mihitsy.
dada:….

S’abonner
Notifier de
0 Commentaires
Inline Feedbacks
View all comments
error: ce contenu est protégé
0
Would love your thoughts, please comment.x
()
x