Mahita kintana

Niady izy mirahalahy fa tena eny an-tampon’ny hanoanana mihitsy:
– Raha alaiko io mofon’lahy io dia ataon’lahy mahita kintana aho zany?
– Tsy vitan’ny kintana fotsiny fa mahita an’i Masin-dahy Pierra eo am-bavahadin’ny lanitra mihitsy.

S’abonner
Notifier de
0 Commentaires
Inline Feedbacks
View all comments
error: ce contenu est protégé
0
Would love your thoughts, please comment.x
()
x