Maitresse

– Fa maninona ialahy no mitomany e!
– Ka zaho efa tsy tia an’i maitresse tsony mama fa masiaka be izy nefa rehefa lehibe ah zany dia mbola iaraka amiko foana izy.
– Aza mitomany lesy e tsy marina zany an!
– Ka i dada ary hitako niaraka tamin’i vehivavy iray iny nanatitra anah tamin’ny maraina dia nanontaniako izy hoe iza oa io dia maitresse-ny hono iny.

S’abonner
Notifier de
0 Commentaires
Inline Feedbacks
View all comments
error: ce contenu est protégé
0
Would love your thoughts, please comment.x
()
x