Tao am-pianarana ambanivohitra iray :
– Mpampianatra: inona rankizy no famaky an’ty ?
– ankizy: tintely
– Mpampianatra: diso kely zany an! tantely no izy.
– ankizy: tintely
– Mpampianatra: Tan – Te – Ly
– ankizy: Tan-Te-Ly
– Mpampianatra : avereno @ izay ary, atambaro amin’izay izy rehetra
– ankizy: tintely