– Hitantarako blagy mampiomehy ve elah?
– ie sady zaho zany te ihomehy.
– miomeza ary aloha!
Mbola te hihomehy ? jereo koa :
- Tsy maintsy nody Miasa hariva mirava @ 11 ora alina ny tena ka toy ny mahazatra…
- Nanongo kely Ianareo koa ve taloha rehefa mamoaka akanjo na zavatra vaovao dia nisy nikapoka…
- caky "cake" - inona ary letia ny mofo tsy misy any an-danitra ?
- Gaga - Raha mahay elah dia valio ary ty: inona lesy ny biby mahay…
- Tsy misy atao ato an-trano Tsy misy atao ato an-trano : hande hanondraka voninkazo aloha fa tsss.
- Hajao ny iray metatra Tao amin'ny banky iray teo amin'ny filaharana: - Azafady ramose ianao tena tsy…
- Tena tiako Niaraka nijery fahita lavitra ireto mpivady:
- Manafina Mba nampirevy kely an'izy dahy (Lita sy Soa) i mama tao an-trano fa…
- Alefa inona moa ilay volanao ? - Alefako inona moa ilay volanao ? Satria ianao ity toa sady tsy…
- Fofom-bava hono e Vao maraina ny andro: - Hay misy maimbo be zany sao dia nandefa…