Manafina

Mba nampirevy kely an’izy dahy (Lita sy Soa) i mama tao an-trano fa mba nandray vola.

Mama: mandehana afeno ao ambanin’ny bodofotsy io pizza io fa zany miditra zany ry dadatoa!

Lasa nafenin’i Lita lay sakafo sady nikorokoropaka zareo.

Dadatoa sy nenitoa: manao ahoana nareo ato o! mba tonga izahay hamangy anareo o!
mama: ie tongasoa o! mipetrapetra e
Dadatoa: manao ahoana ndry ry Soa kely an!
Soa: zahay teo nihinana pizza an dia nareo tsy omenayiiii sady ao ataovy ao ambanin’ny bodofotsy ozy mamaaaaaa!
mama:…..

S’abonner
Notifier de
0 Commentaires
Inline Feedbacks
View all comments
error: ce contenu est protégé
0
Would love your thoughts, please comment.x
()
x