Manambady iray

– Dadatoa an! maninona oa ny lalana eto amintsika tsy manome alalana manambady roa e?
– Sssshhh, i nenitoa an’lahy ary ao efa tsy hita izay hanaovana azy koa vao maika ampiana ray tsy loza an!

S’abonner
Notifier de
0 Commentaires
Inline Feedbacks
View all comments
error: ce contenu est protégé
0
Would love your thoughts, please comment.x
()
x