Manangona tsikelikely

* Ataon’ialahy inona letia iny volant iny ?
* Manomboka managona tsikelikely lesy fa te hanana fiara vaovao a
* Hay dia inona avy zao no efa hananan’ialahy ?
* Mbola vao ity volant ity ihany aloha ka, ho tadiaviko tsikelikely ny sisa

:) Zarao @ namanao

Poster un Commentaire

  S’abonner  
Notifier de

handefa blagy

error: ce contenu est protégé