Mandainga kely – Tena mahay lesy iny sipan’lahy iny an! miaiky aho zay – Misaotra lesy e! fa mifona aho fa tsy afaka hiteny hoatran’izany amin’ny sipan’lahy an! – Mba mandaingà lesy hoatran’ah an! 001000Mbola te hihomehy ? jereo koa :Roahako ianao an ! Nisy mpivady izay manofatrano ao ambaninay. Matetika toa miady foana izy ireo amin'ny…Raha mahita sipa manjakely - Raha maty ve aho lesy dia mbola hanambady ialahy ?Nanenina - Mafy lesy 'ty fiainana 'ty an! - Miombon-kevitra amin'izany aho lesy an!…Mpisipa miady - Atoroko hevitra ialahy, rehefa miady ialahy sy ny sipan'lahy dia tonga dia…Dadany Nisy ramatoa niteraka efatra ka isaky ny tonga ny fahaeritaona ny zanany dia…Izaho bedesin'ny mpampianatra - Dada a, izaho bedesin'ny mpampianatra, nefa zavatra tsy nataoko akory ilay izy…Manja Nisy mpinamana vehivavy roa tafiara-dalana :Prof de français Tsy maintsy hiteny izao ny prof de français @ fidirana hoe tantarao anaty…Toy ny zazavavin-drano 👧 tena Bogôsy be ialahy cheri a 🧑 misaotra akia a, indry koa…Mahay - dada an ty ny bulletin-ko. - zao ve lesy ny naotin'lahy, moyenne…