Mandika teny Tao am-pianarana: Madama: Koto an mba adikao amin’ny teny malagasy ny teny hoe “je vouvoie” sy ampiasao ao anaty fehezanteny. Koto: mivovoha tahakan’lay tôtô i Madama 020000Mbola te hihomehy ? jereo koa :Tsy tafiditra any an-danitra. Teo ambavahadin'ny lanitra. Nametrahana fanontaniana daholo izay rehetra miditra eo ka izay mahavoavaly…Benoit madama Mpampianatra : hono oa rankizy, inona no ilazana ny olona avy any Chine…Atao vaksiny - Fa hono oa madama, ny olon-dehibe ve mbola atao vaksiny koa sa…Raiko Niteraka telo mianadahy izy mivady. indrisy anefa fa maty tampoka lay zanak'zareo voalohany.…Taratasy Indray andro nisy mpivady niady ka niaraka nanapa-kevitra ry zareo fa tsy hifampiresaka…Firy ny teo alohako Tafatafan'ny mpivady alohan'ny hatory Madama: hono oa malala! mba firy ny olona niaraka…Firy izany sisa tao am-pianarana : - manana akoho 126 sy kisoa 48 ary omby 53…Tena tiako Niaraka nijery fahita lavitra ireto mpivady:Mitady asa - Miarahaba tompoko. Afaka mba mametraka dossier ato aminareo ve fa tena mitady…Blagin' i dada Mivory ny mpianakavy ny hariva. Ka manao blagy i dada ka dia mihaino…