Mandoa 50000ar ianao ramose – Eh ! mandoa 50000ar ianao ramose fa tratranay mipipi anaty piscine – fa maninona no izaho ihany no sazianareo ? Betsaka anie ny olona mipipy ao sefo a – ry zareo mba ao anatiny no manao fa ialahy ity tena eto ivelany mihintsy no manondraka 000000Mbola te hihomehy ? jereo koa :anniversaire mariage - Chérie o! anniversaire ny mariage tsika androany, asaiko ndry hoan'ny amin'restaurant! -…kiala ngita - Tena soa ihany l'ty fa tsy an'i Ricky ny lanitra an! -…Hisaraka aminy - Izaho mopera tena leo ny vadiko, te hisaraka aminy aho.Hande hatory - allo bébé ! Aiza ho aiza ianao ? Inona ny ataonao zao…perruque mahafaty Indray andro nifamaly ireto mpirafy vavy niady lehilahy.ny commande-nao - mba hanaovy spaghetti à la bolognaise anie azafady mademoiselle azafady - soraty…Manafina Mba nampirevy kely an'izy dahy (Lita sy Soa) i mama tao an-trano fa…Ary ny siramamy - Misy café ve o ? - 200 ar dia mahazo - Ary…René Mpampianatra: ho famaranana ny kilasy androany dia ataontsika lay vavaka nampianarin'ny Tompo: rainay…Blagin' i dada Mivory ny mpianakavy ny hariva. Ka manao blagy i dada ka dia mihaino…