Manenina aho zao

– Manenina aho zao, tak’izay ihany aho mba nihaino ireo tenin’ny Ray aman-dreniko
– Zany ve; fa ahoana hoy izy ireo ?
– Shhh !!! ialahy ty ko. Efa hoe izaho ary tsy nihaino

S’abonner
Notifier de
1 Commentaire
Inline Feedbacks
View all comments
Tarzan
il y a 1 année

Ny nenina tsy ao aloha hananatra

error: ce contenu est protégé
1
0
Would love your thoughts, please comment.x
()
x