Marenina

Nisy mpivady roa tao an-trano. Madama tany an-dakozia moa ramose tany amin’ny salon. Mba niantso an’ny ramatoa zany ramose:
Ramose: Ma reine! Avia kely akia aty chérie an
Madame:…………
Ramose: Ma reine! Miantso anao nge zaho e!
Madame:…………
Ramose: O! Ry marenina ty a! Ianao tena marenina mihitsy.
Madama: an an an niantso ah nga ianao?

S’abonner
Notifier de
0 Commentaires
Inline Feedbacks
View all comments
error: ce contenu est protégé
0
Would love your thoughts, please comment.x
()
x