Marina Rehefa ilay mifanena eny an-dalana @ bandy akama dia mifampiteny hoe : “marina zany e ! ” Marina @ ahoana moa 😂 Fa inona foana ity marina tiana ho lazaina eto ity 002000Mbola te hihomehy ? jereo koa :Alika - ireo bandy niarahako hatr@ izay dia otran'ny alika daholo ...Taratasy Indray andro nisy mpivady niady ka niaraka nanapa-kevitra ry zareo fa tsy hifampiresaka…konfesy fa hiova Nisy tovolahy iray nandeha nikonfesy :Nifanoroka be Nananihany ny sipako aho hoe : "hitako ianao nifanoroka be t@ bandy" ...…Impiry niaraka natory - Impiry niaraka natory t@ bandy izao ianao ? - Vao ianao ihany…Tsy lazaina oa Nikôty sipa ity bandy iray ity :Mitovy daholo Oay, alahady moa sa alatsinainy androany ? Hay moa mitovy daholo rehefa confinementVoan-dalana Omena voan-dalana hono izy nefa tsy nampitondra vola akoryMihomehy irery Lalina koa ilay tratra mihomehy irery eny an-dalana, mahatadidiy blagy mapihomehy tampoka ao…Iangaviana mba tsy hanelingelina Petan-drindrina hitako vao teo "Hisy horonan-tsary mikasika ny bandy bogosy sy ny sy…